Specifications
About SIN

Momba ny SINOVATE

SINOVATE (SIN) dia sandam-bola elektronika vaovao miankina tanteraka amin’ny mpanjifa (Peer-to-Peer / P2P) ary sehatra mamokatra vahaolana sy tolotra Blockchain tsy manam-paharoa.

SIN dia miankina amin’ny teknolojia Blockchain ary nanao fikarohana lalina momban’ny fomba samihafa hanabeazana ny olona sy hanampiana azy ireo hampiatra fanavaozana amin’ny fiainany an-davanandro sy amin’ny asany.

SINOVATE dia mangarahara ary mahafantatra tsara ny sedra lalovan’ny tontolon’ny sandam-bola elektronika. Mba handresena ireo sedra ireo dia ekipa matihanina sy za-draharaha ary miara miasa amin’ny fiaraha-monina sandam-bola elektronika no natsangana.
Ny tanjona dia ny fanosehana ny fampiasana faobe ny sandam-bola elektronika

About SIN
Mission
Mission
Mission

TANJONA

Mbola eo ampiandohana ny teknolojia mikasika ny sandam-bola elektronika ary ny Blockchain dia manolotra tontolom-pahafahana lehibe ho an’ny fampiharana andavanandro. Io fampiharana andavanandro io dia hita amin’ny sehatra maro fa tsy voafetra amin’ny ara bola ihany.

SINOVATE dia mampihatra vahaolana maro lafy izay mampiasa teknolojia sy foto-kevitra efa misy ankehitriny. Ny fampivoarana sy fanatsarana ireo foto-kevitra efa misy ireo dia mamela ny mpanjifa hampiasa teknolojia vaovao ao anaty tontolo azo antoka tanteraka

Tahirim-baovao Azo Antoka

Tahirim-baovao Azo Antoka

Infinity Nodes

Ny rafitra Infinity Nodes dia manala ny voka-dratsin’ny fiakarambidy (inflation) mahery vaika izay sedrain’ny sandam-bola elektronika mampiasa ny rafitra Mastermode

Algorithm X25X vaovao

Ny fampiasana ny kaody manokana vaovao Algorithm X25X miaraka amin’ny rafi-piarovana avy amin’ny orinasa Komodo, antsoina hoe Delayed Proof of Work (dPOW)

Mission
spec

ANTSIPIRIHANY

SINOVATE (SIN) dia mampiaraka ny fampiasana ny kaody vaovaony X25X Proof of Work sy ny rafi-piarovana Delayed Proof of Work (dPoW) avy any amin’ny orinasa Komodo.
Ny X25X dia afaka miasa amin’ny CPU sy ny GPU ka miantoka ny faharetan’ny ASIC, FPGA ary QUANTUM. Izany dia manamafy ny fitsinjaran’ny asa amin’ny dingana rehetra.

Fotoana hilain’ny block iray

2 Minitra

raharaham-barotra be indrindra isan-tsegondra

533 tx/s

Vokatra totaly

Eo ho eo amin’ny 2.5 lavitrisa SIN ao anatin’ny 20 taona.

Haben’ny block lehibe indrindra

16 MB

spec
features

TOLOTRA

ROI 22% isantaona farafaharatsiny (antoka)

Ny Mpihazona ny Infinity Node dia mahazo tombony 22% isantaona farafahakeliny

Fahefana mifidy sy fanamparihana ny fifidianana

Ireo izay mampiasa ny “Infinity Node” rehetra dia afaka mandray anjara amin’ny fifidianana amin’ny alalan’ny fampiasana ny rafitra “Revolving E Governance”

Fadorona ny SIN

Ireo SIN izay nampiasaina hamokarana Infinity Nodes dia voafafa avy hatrany ka tsy voasoratra anisan’ireo SIN am-perinasa intsony

Rafitra Flash Send

Mahavita raharaham-barotra 533 isan-tsegondra (TPS) ao anatin’ny 3 segondra, izay 75 avo eny raha ampitahana amin’ny Bitcoin

ShadowSend

Fandefasana na fandraisana SIN miafina

Nodes sokajy Telo

Ny Infinity Node tsirairay dia afaka mihazona 1.000.000 SIN (BIG SIN) miampy 10%. Ny Mpihazona afaka misafidy ihany koa ny hananany 100,000 SIN (Little SIN) na 500,000 SIN (Mid SIN) miampy 5%.

features
Specifications
fee

Status Kewangan Yayasan SINOVATE

1.1% Yuran Pengasas dari setiap blok yang ditambang

25%

Penyenaraian Bursa

50%

Pemasaran

25%

Pembangunan

fee
Roadmap
roadmap
roadmap
Roadmap
team
team

Pasukan

team
tamer-dagli-1-ConvertImage
tamer-dagli-1-ConvertImage

Tamer Dagli (Cryplander)

CEO & Founder

0-ConvertImage
0-ConvertImage

Tuấn Anh Lê

Full Stack Developer

pallas-ConvertImage

Pallas

CTO & Co-Founder

dino-ConvertImage
dino-ConvertImage

Dino Brian

Core Developer

xuantan-nguyen-ConvertImage
xuantan-nguyen-ConvertImage

XuânTân NGUYEN

Big Data Specialist
Lead Developer & Co-Founder

beet_b
beet_b

BEET

Core Developer

team
team

Perkongsian

team
team

Beli SINOVATE

Kolam Rasmi Sinovate

Tradeogre

Cryptobridge

Stex

CoinExchange

Chaoex

QBTC

VBITEX

Txbit

CITEX

Explorer rasmi

Sertai kami!

Alamat Sumbangan

SizVJZb3dz6UMT9ni3CC8kyUb851H6n7Dv

team